Entry ngidiny > ngidy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsiro ratsy mampivivy, mifanohitra amin' ny mamy: Omeo vatomamy aho hanalako ny ngidin' ny kininina nohaniko teo
Haratsiana mampitondra fahoriana: Mila tsy ho laitrany, hono, ny ngidin' ny fiainana [1.1]
Explanations in English Bitterness [1.2, 1.7]
Explanations in French Amertume [1.8]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs