Entry ngaha
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Entina manontany miharo fisalasalana kely: Ngaha hadinonao ny hafatro taminao?
Angaha [1.1]
Explanations in English Same as angaha [1.2]
Explanations in French Comme angaha [1.3]
Examples Ngaha tary ambanimbany tary, fa avy any moa izy no nipoitra, fa tsy mba niaraka tamintsika. [2.324]
Synonyms angaha

Anagrams 

Updated on 2020/07/31