Entry neny
Part of speech noun
Malagasy definition Teny fiantsoana ny reny niteraka, na miteny azy: Nankany an-tsena i neny, na miteny aminy: Andeha hankaiza ianao, ry neny?
¶ Teny enti-manaja ny vehivavy efa lehibebe tokotokony ho renin' ny tena. Teny nakambana: nenibe, nenifara, nenitoa [Rajemisa 1985]
English definition mother, mamma; a nurse. It is more frequently heard as ineny [in various malay dialects it appears as inana, neina, ina, nina, nene.] [Richardson 1885]
 mother, mama [Hallanger 1973]
French definition mère, maman [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

Updated on 2012/03/03