|
|
|
|

Entry1  Narivony Jean
Elementary words  2 Narivony, 3 Jean
Part of speech  4  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  5 anarana indrana ihany fa ny tena anarany dia i
6 Jean Rajaonarivony,
7 teraka tamin'ny 17 septambra 1898.
8 Anisan' ny poety efa zokiny manan-talenta tokoa i Jean Narivony, ary tsy misy tsy mahalala na tsy mahay andininy iray na roa amin' ny diam-peniny raha mbola mpianatra nianatra kely malagasy koa, fa ny toetra mampia-vaka tokoa ny poeziany manko dia ny fahaizany - na ny fahakingany angaha no marimarina kokoa - misintona aingam-panahy avy amin'izay zavatra jereny na reny, na zavatra bitika toy inona aza [2.314]
Explanations in French  9 Narivony Jean (1898-1988) (J. Venus)
10 Poète formé au Collège Protestant Paul Minault comme
11 Rahaingoson et Samuel Ratany. Il bénéficie en ce lieu de profonde stimulation
12 intellectuelle et artistique. Il devient enseignant. En 1920, il collabore avec
13 Ny Avana Ramanantoanina et Bolespara aux journaux
14 Akon' Iarivo et Franco sous le pseudonyme de J. Venus,
15 puis à Ny Mpandinika.
16 Il publie des poèmes et de la prose. En 1926, il publie le livre
17 Amboara voafantina en collaboration avec Rodlish.
18 En 1929, il collabore à la revue poétique Kalokalo Tatsinanana,
19 puis avec Rajaonah, à l'encyclopédie Firaketana.
20 Il écrit deux pièces de théâtre: Andry boboka,
21 et Navoakan' ny fasana.
22 Il publie des poèmes dans de nombreuses revues:
23 Ny Fandrosoam-baovao, Ny Mpandinika, Ranovelona... [1.59]
Vocabulary  24  History: individuals 25  Literature: authors
Literary works  26  Ampamoizamaso
27  Andry boboka
28  Naloan' ny fasana
29  1926 Amboara voafantina

Updated on 2025/11/20