|
|
|
|

Entry1  naoty
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 isa enti-milaza ny fanombanan' ny mpampianatra ny fahaizan' ny mpianatra: Nahazo naoty 14 aho tamin' ny fizika
4 famantarana fampiasa amin' ny mozika hilazana ny feo sy ny faharetany: Ny naoty do, mi, sol dia tsara miaraka [1.1]
Vocabulary  5  Music: (in general)

Anagrams  6 anito, 7 atony, 8 itano, naoty, 9 natoy, 10 otany, 11 otina, 12 taino, 13 tanio, 14 tiona, 15 toina, 16 tonia

Updated on 2025/12/08