Entry nanana > nananana
Part of speech noun
Malagasy definition Antsoantso mafy, dradradradra [Rajemisa 1985]
English translation a cry, a scream, a shout. See dradradradra, kaonkaona, naonaona, tomany. [Richardson 1885]
Vocabulary 
Derivations 
Quotes 

Entry nanana > manana (anana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Enti-milaza fa tompon' ny zavatra iray: Manana satrobory Isambilo ~ Manam-panahy Rasoa [Rajemisa 1985]
English translation to have, to possess [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 to own [Hallanger 1973]
French translation avoir, posséder [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Morphology 
manana
manan-
manam-
mana-
nanana
nanan-
nanam-
nana-
hanana
hanan-
hanam-
hana-
mana
Compound words, titles, names 
Examples 
1Manana vola be izy (Il possède beaucoup d'argent) [Abinal 1888]
2Manan-tsaina (Il a de l'intelligence) [Abinal 1888]
3fa manana tapaka tokoa aho ary mana-namana, fa manome toky ahy hampanjaka ahy hianareo. [Callet: Tantara, page 437]
Quotes 
Toponymy Place names having the word manana (5)
Ambohimanambola
  Manambato
  Manambolo
  Mananjara
  Manantantely
 

Entry nanana > manàna (anana)
Part of speech imperative of active verb manana [full list]

Entry nanana > manana (hana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Maka na misambo-bola misy zanany [Rajemisa 1985]

Entry nanana > mañaña
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taisaka] diso fanantenana [Rakotosaona 1975]

Entry nanana > mañana
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition  [Bezanozano] hagagana
¶ gaga [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka, Tambahoaka] gaga [Rakotosaona 1975]

Entry nanana > Manana
Part of speech name (toponym) [full list]
French translation petit fleuve de la sous-préfecture de Manakara [Rajemisa 1966]
Vocabulary 

Entry nanana > mananaka (hanaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Enti-milaza zavatra toy ny voankazo mitera-drano be ao anaty vava rehefa hanina [Rajemisa 1985]
Morphology 
mananaka
nananaka
hananaka

Entry nanana > mañanaka
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bezanozano] manangan-janaka [Rakotosaona 1975]

Entry nanana > ananana (anana)
Part of speech passive verb
English translation to be owned, to be possessed [Hallanger 1973]
French translation qu'on possède [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 qu'on a: Andriamanitra ni ihavian' ny zavatra rehetra ananantsika (C'est de Dieu que nous vient tout ce que nous possédons) [Abinal 1888]
Morphology 
ananana
ananako
anananao
ananany
ananantsika
anananay
anananareo
ananan'
ananan-
ananam-
anana-
nananana
nananako
nanananao
nananany
nananantsika
nanananay
nanananareo
nananan'
nananan-
nananam-
nanana-
hananana
hananako
hanananao
hananany
hananantsika
hanananay
hanananareo
hananan'
hananan-
hananam-
hanana-
Examples 
1Kanefa tsy ananana izany sady tsy azo. [Rasamuel: Fanambadiana]
2ka mbola mipetraka amy ny tanin drazana, sy izay ananana kely eto. [Cohen-Bessy: Rakotovao]
Quotes 

Entry nanana > ananana (anana)
Part of speech relative verb
French translation dont on a, sur qui on a une créance: Ny voankazo tahaka ireny no ananako betsaka (J'ai beaucoup de fruits de cette espece) ~ Ananako vola roapolo izy (J'ai sur lui une créance de vingt piastres, il me doit vingt piastres) [Abinal 1888]
Morphology 
ananana
ananako
anananao
ananany
ananantsika
anananay
anananareo
ananan'
ananan-
ananam-
anana-
nananana
nananako
nanananao
nananany
nananantsika
nanananay
nanananareo
nananan'
nananan-
nananam-
nanana-
hananana
hananako
hanananao
hananany
hananantsika
hanananay
hanananareo
hananan'
hananan-
hananam-
hanana-
anano