Entry |
namo > mamo
(hamo)
|
Part of speech | adjective
|
Malagasy definition | Nihinana na nisotro zavatra be loatra ka nanjary tsy tia intsony; lao: Mamom-paraky ny anao lahy ¶ Very saina noho ny herin' ny zavapisotro mahery nosotroina: Mamo maty izy ka noraofina tany an-tatatra
[Rajemisa 1985]
|
English translation | drunk; disgusted; tired out [Hallanger 1973]
|
French translation | ivre; dégoûté; épuisé [Hallanger 1974]
|
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
Quotes |
|
Entry |
namo > mamo
|
Part of speech | adjective
|
Malagasy definition | [Taisaka]
sorena [Rakotosaona 1975]
|
|
Entry |
namo > mamo
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | [Taisaka]
moka [Rakotosaona 1975]
|
Vocabulary |
|