| Entry | 1 mpizara |
| Root | 2 zara |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in French |
4 celui qui divise, le diviseur
[1.3#868] |
| Examples |
5 Raha izy irery dia tsy ho mpizara mitovy na oviana na oviana.
[1.369#]
6 Rehefa mandalo ny mpizara taratasy, dia i Bina no hendratra mialoha. [2.499#] 7 Alaharo telo ny harona milahatra telo, mba tsy hanahirana ny mpizara azy. [2.606#] |
| All compound words | 8 3 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/09 |
|