| Entry | 1 mpitsoa-ponenana |
| Elementary words | 2 mpitsoaka, 3 fonenana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 Enti-milaza ireo olona voatery nandao ny fonenany ka mankany an-tany hafa noho ny toe-javatra mitranga ao: ady, korontana, fitondrana tsy tanty [1.1] 6 olona mialokaloka amin'ny tany hafa noho ny antony samihafa [1.13] |
| Explanations in French |
7 réfugié [1.13] |
| Vocabulary | 8 Politique |
| Updated on 2025/09/12 |
|