| Entry | 1 mpikarama an' ady |
| Elementary words | 2 mpikarama, 3 ady |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 olona mikarama ho miaramilan' ny tany hafa fa tsy an' ny tanindrazany [1.1] |
| Explanations in French |
6 mercenaire [1.66] |
| Updated on 2025/09/12 |
|