Entry mpihaino (haino)
Part of speech   noun
French translation   L’auditeur [Abinal 1888]
Examples   Samy nianoka ny mpihaino. [Ravelomanana: Lalana, page 138]
Iza moa no atao hoe mpihaino? [Razafiarivony: Harivolana, page 86]
Satry tokoa mipetraka ho mpihaino. [Rahajarizafy: Kabary, page 102]
Tsipaky ny hehy ny mpihaino rehetra. [Profita: Ranary, page 42]
Quotes  

Updated on 2016/08/06