|
|
|
|

Entry 1  mpiady
Root  2 ady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Ireo olona roa tonta miady eny amin' ny fitsarana
5 Ny miaramila miady amin' ny fahavalo any an-tafika [1.1]
Explanations in French  6 Guerrier, combattant, les argumentateurs, les réclamants et les opposants [1.3]
Examples  7  Nosarahin-dry zalahy ny mpiady. [2.472#54]
8  ka Ramahaisahy mba, efa mpiady mahery amy ny izany, mahery izy; [2.48#144]
Combinations  9 mandranitra ny mpiady
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2026/03/07