| Entry | 1 mpanova |
| Root | 2 ova |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 fanapahana na fanohizana olika ara-aratra
[1.13] |
| Explanations in French |
5 commutateur
[1.13] |
| Examples |
6 Ny antony faharoa nahombiazan' ny vahiny mpanova zavatra, dia satria tsy tonga nampihatra amboletra ny zavatra nentiny izy fa nanao teny ierana tamin' ny Mpanjaka
[2.366#]
|
| Vocabulary | 7 Physics |
| Combinations | 8 7 expressions, toponymes, etc... with that word |
| Updated on 2026/02/26 |
|