|
|
|
|

Entry1  mpandroaka sarety
Elementary words  2 mpandroaka, 3 sarety
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza ny olona mibaiko ny omby mitarika sarety. [1.1]
Examples  6  Indray andro, nisy mpandroaka sarety iray naman' I Dada nifanena tamin' ny fiarakodia iray tao atsimon-tanàna. [2.472]

Updated on 2025/09/12