|
|
|
|

Entry1  mpanaratsy
Root  2 ratsy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  4 Celui qui dénigre, le calomniateur [1.3#516]
Examples  5  Nasainy hisakafo ireo mpanaratsy azy ireo. [2.508#]
6  Tsy ninoany izay teny lazaiko, fa ny tsaho be aelin' ny mpanaratsy ahy ihany no noheveriny ho marina. [2.643#]

Anagrams  mpanaratsy, 7 mpanisatra, 8 mpisatrana

Updated on 2025/09/12