|
|
|
|

Entry (1/2)1  mpanajary
Root  2 hajary
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  4 Celui qui arrange, qui raccommode, qui met l’entente [1.3#207]
Examples  5  ary tsy misy mahay mifanasoa tahaka ny mpihavana tsy akory, fa tantanam-by, tsofa vy: havana mpanajary havana. [2.436#]

Entry (2/2)6  mpañajary
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8 mpanamasina ody, mpimasy, ombiasy: Misarebasarebake tsy ho mpañajary ka mamadika andro hanak'olo (miedinedina tsy ombiasy ka ratsy fanandro zanak'olona) [Tanala] [1.78]

Anagrams  9 mpañajary, mpanajary

Updated on 2025/11/13