|
|
|
|

Entry1  mpanabe
Root  2 be
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Ireo olona mpampianatra ny ankizy sy mpamolavola ny toetra amam-panahiny:
5 Tokony hahay hankasitraka ireo mpanabe azy ny ankizy rahatrizay [1.1]
Explanations in French  6 éducateur, éducatrice [1.5]

Updated on 2025/11/17