| Entry | 1 mpampanoa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Mpanao fanjakana ambony amin' ny raharaham-pitsarana, ka ny andraikiny dia ny mitsikera ny hadisoan' ny olona voampanga, mamaritra ny lalana tokony hampiharina aminy ary mitaky ny sazy antonona ny heloka vitany, ka amin' ny maha-solontenan' ny tany ama-monina azy no anaovany izany [1.1] |
| Anagrams | 4 ampañompa, 5 mpampanao, 6 mpampanoa |
| Updated on 2025/09/12 |
|