Entry mpampakatra (akatra)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Teny enti-milaza an-dRalehilahy mpampaka-bady, izany hoe mampiditra ara-dalàna vehivavy ho vady an-trano [Rajemisa 1985]
English translation   a bridegroom [Hallanger 1973]
French translation   le marié [Hallanger 1974]

Updated on 2010/08/11