Entry | 1 mpamorona |
Root | 2 forona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza olona manamboatra na manao zavatra tsy mbola nisy teo aloha: Betsaka ankehitriny ny mpamoron-kira [1.1] |
Explanations in French |
5 créateur, inventeur, fondateur [1.3#188] |
Examples |
6 Midera ilay mpamorona tsy refesina isika.
[2.895#146]
7 foto-kevitra tian' ny mpamorona holazaina. [2.436#] |
Anagrams | 8 mampanoro, 9 mpamorona |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |