|
|
|
|

Entry1  mpamendrofendro
Root  2 fendrofendro
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Olona tsy tonga hanala na hampihena ny alahelo raha misy manjo, fa vao mainka koa mamohafoha ny alahelo:
5 Ny tompon' alahelo leo ihany fa ny mpamendrofendro no fatratra [1.1]
Proverbs  6  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/17