| Entry (1/2) | 1 mpaka |
| Root | 2 aka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Ireo antokon' olona miaraka amin-dRazazalahy maka an-dRazazavavy amin' ny andro fampakarana (mifanohitra aminy: mpamoaka)
[1.1] |
| Explanations in French |
5 Celui qui prend
6 l’envoyé auprès de la fiancée pour la conduire au mari [1.3#13] |
| Examples |
7 Mety ho vahoaka mpandevina koa no ho tonga fa tsy mpaka lovia.
[2.643#]
8 Ny mpaka tahaka be fahatany dia «tsy Imamo tsy Imerina» no iafarany. [2.436#] 9 Moa mba efa voadinikao fa olona mpitsako sy mpaka mora izay ny Malagasy? [2.296#] |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 11 mpaka |
| Part of speech | 12 noun |
| Explanations in French |
13 (de aka : simulation d'ignorance, feinte). Le mpaka ou mpanaka, c'est le farceur, celui qui fait des plaisanteries. Les fleurs de cet arbuste avec leur ovaire longuement saillant et leurs fruits qu'on compare à un symbole féminin sont l'objet de multiples plaisanteries. Boscia longifolia Hadj-Moust. (Capparaceae). Ref. H.Perrier 18661. On leur attribue des propriétés aphrodisiaques, sans doute en rapport avec la symbolique évoquée plus haut.
[Tandroy]
[1.196] |
| Vocabulary | 14 Botany |
| Scientific name |
|
| Updated on 2025/12/08 |
|