| Entry | 1 moziry |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Modely alain-tahaka: Misy moziry amidy eny amin' ny mangazay raha mitady ianao
4 Refy alaina amin' ny fandidiana akanjo: Aza mandeha ianao fa mbola halaina moziry 5 Paikan' ny naoty na ny solfa eo amin' ny hira: Jereo ny mpively ba ka araho tsara ny moziry [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|