Entry motraka
Part of speech adjective
Malagasy definition Tena malemy, masaka loatra ka zary mohaka
¶ Ratsy, tsisy vidiny, tsizarizary (fa ny teny verin-droa motramotraka no fampiasa indrindra amin' ity hevitra faharoa). [Rajemisa 1985]
Derivations 

Updated on 2020/07/31