| Entry | 1 motiny |
| Root | 2 moty |
| Part of speech | 3 noun moty and pronoun |
| Explanations in Malagasy |
4 Kitsambony miraikitra amin' ny kofehy na amin' ny lamba, romoromony: Tapaho any ireo motiny kely amin' ny lambanao ireo fa maharatsy tarehy azy.
5 Ny mifaingoka kely amin' ny fintana na ny vy fanaovana korise na ny rambon' ny bibikely mpanindrona toy ny maingoka. [1.1] |
| Synonyms | 6 moty |
| Anagrams | 7 mitony, 8 motiny |
| Updated on 2025/09/12 |
|