|
|
|
|

Entry1  mosara
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Tapa-damba kely atao fanisinan-delo, famaohana hatsembohana na ranomaso. [1.1]
Explanations in English  4 a handkerchief [1.7]
Explanations in French  5 mouchoir [1.8]
Examples  6  Eny àry, ry ise, hoy izy namafa mosara ny masony vonto ranon' ny fihomehezana. [2.4#]
7  Nomen' I feno zavatra kely mba nentiny ho ahy aho : fehin-kibo, kasikety, mosara. [2.472#]
Vocabulary  8  Economy: clothing
All compound words  9  2 combinations of this word

Anagrams  10 Masora, mosara

Updated on 2025/11/09