Entry morainy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy jereo moraina [Rajemisa 1985 page 753]
Examples 
1Tsy misy olona morainy tahaka azy [Rajemisa 1985, page 753]
2Izay mora milefitra izay ny filôzôfian' ny Malagasy: morainy amin-javatra ary morainy amin' olona, na dia hampandeferina kely aza ny marina sy ny rariny. [Rahajarizafy: Filozofia]

Updated on 2021/10/14