Entry mona
Part of speech adjective
Malagasy definition Dongadonga sady botrabotra; entina milaza indrindra ireo zaza sy biby mbola kely ka matavy sy dongadonga. [Rajemisa 1985]
French definition gros, dodu comme un enfant ou un petit animal [Abinal 1888]
Derivations 
Synonyms monamona ~ monamonany

Entry môña
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Sihanaka] moana [Rakotosaona 1972]

2011/01/09