| Entry (1/2) | 1 mokonazy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Voan' ny hazo atao hoe lamoty, maniry any amorontsiraka andrefana, izay ohatra ny voam-boandelaka ny habeny, amidy betsaka fa maro mpitia aty afovoan-tany amin' ny fotoana fahavokarany (avrily-mey)
[1.1] |
| Explanations in French |
4 Mokonazo (orthographe de Decary) ou mokonazy (d'après Malzac, Grandidier, etc.)
5 (C'est Decary qui a raison car l'étymologie probable vient de azo : gagné, obtenu ; et mokona : par derrière, à la dérobée). 6 Ziziphus spina-christi (L.) Desf. et Ziziphus jujuba Mill. (Rhamnaceae). 7 Arbustes épineux très communs, à fruit comestible (Jujube). 8 Desséchés au soleil, les fruits servent à préparer une sorte de gelée émolliente, pectorale, qu'on administre aux enfants qui toussent. [Sakalava, Tankarana, Tsimihety] [1.196] |
| Examples |
9 Nony notadiavina izay nisy azy dia hita nidongy toa zazakely nipetraka teny ambony mokonazy izy ary tsy nety nidina fa fihirana no nafarany ny namany mba hihirany teny ambony hazo.
[2.356#103]
|
| Vocabulary | 10 Botany: medicinal plants |
| Other spellings | 11 mokonazo |
| Synonyms | 12 konaze |
| Scientific name |
|
| Illustrations |
|
| Entry (2/2) | 15 mokonazy |
| Part of speech | 16 noun |
| Explanations in French |
17 (de hazy : nu ; et mokona : par derrière).
18 Allusion aux rameaux d'abord couverts de poils, puis devenant nus quand ils se lignifient. 19 Dombeya greveana var. metameropsis (Hochr.). Arènes (Malvaceae). Réf. Réserves Naturelles 2925. [1.196] |
| Vocabulary | 20 Botany |
| Scientific name |
|
| Updated on 2025/11/13 |
|