|
|
|
|

Entry 1  môderina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 araka ny toetr'andro [1.13]
Explanations in French  4 moderne [1.13]
Examples  5  Lafo vidy ny kilalao moderina; [2.445#]
6  Misy fanafody moderina vitsivitsy izay manan-danja tokoa ary afaka mamonjy aina. [2.424#]
Combinations  7  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word moderina

Anagrams  8 Dorimena, 9 miredona, miredòna, môderina

Updated on 2026/04/27