Entry moa
Part of speech   particule [list]
Malagasy definition   Kianteny enti-manontany, ka toy izao no fampiasa azy: atao manomboka fehezanteny izy: Moa handeha ihany iânao rahampitso? Azo ampiarahina amin' ny "ve" koa anefa izy, ka amin' izay, na manarakaraka azy avy hatrany ny ve na fonosina ao anatiny sy ny "ve" ny teny fototry ny fanontaniana: Moa ve handeha ihany ianao rahampitso? na Moa handeha ihany ve ianao rahampitso?
¶ Kianteny kely entina manisika hevitra toy ny hoe "raha ohatra ka": Handeha aho moa, ny zanako ity marary; hijanona aho, ny raharaha arỳ miandry, na manamafy hevitra fotsiny: Ianao moa ity marary ka tsy hita izay hatao [Rajemisa 1985]
Examples   Andro lehibe moa ny alahady any ambanivohitra. [Andraina: I Vola]
Compound words, titles, names  

Entry moa
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Bara, Sihanaka, Tambahoaka] moana [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] moana, tsy afa-miteny [Rakotosaona 1972]

Updated on 2014/09/29