| Entry | 1 mizozozozo |
| Root | 2 zozozozo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 mamoaka feo ohatra ny feon' ny rivotra mitsoka amin' ny elakelaky ny hazo na amin' ny elanelan' ny hiriky ny varavarana [1.1] |
| Explanations in English |
5 To whiz, to buzz [1.2] |
| Explanations in French |
6 bourdonner, bruire, siffler [1.3#876] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|