|
|
|
|

Entry1  mizatra
Root  2 zatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manao izay hahatonga ny tena ho zatra: Tokony hizatra hamaky teny ianao [1.1]
5 mamola-tena amin'ny zavatra [1.13]
Explanations in French  6 s'habituer, s'accoutumer, s'entraîner, s'adapter [1.13]
Examples  7  Rehefa lehibe hianao, hoy Ineny, ka mizatra tsara, dia hahay tsara. [2.332#]
8  Koa mizatra mandray na "mihinana" fotsiny ny saina fa tsy mikaroka intsony. [2.606#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
All compound words  13 fanombohana mizatra

Updated on 2025/11/17