| Entry | 1 mivontirika |
| Root | 2 vontirika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 (maso) Miseho ho avo noho ny manodidina mova tsy ny hivoaka ny taola-maso: Nivontirika ny masony no niteny izany izy ka natahotra aho
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to be glassy-eyed, to be pop-eyed
[1.7] |
| Explanations in French |
6 avoir les yeux en saillie
[1.8] |
| Morphology |
|
| Vocabulary | 10 Health |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/13 |
|