|
|
|
|

Entry1  mivonkin-kozatra
Elementary words  2 mivonkina, 3 hozatra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 re mivonkina ny hozatra ka mibontana amin' ny faritra iray, ary dia tsy mihetsika mihitsy amin' izany fa mihizihizy fotsiny eo [1.1#446]
6 fikainkon' ny hozatra sasantsasany -- toy ny kibondranjo, ohatra -- izay maharary aoka izany [1.1#748]
Vocabulary  7  Health

Updated on 2025/09/12