|
|
|
|

Entry1  mivongovongo
Root  2 vongovongo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mifanongoa: An' iza ireto kitay mivongovongo ireto?.
5 Mibokitra: Inona àry ity zavatra mivongovongoao anaty kapaotinao ity?. [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02