Entry mivongana (vongana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitambatra ho iray tsy misaraka: Mivongana ny oram-panala
¶ Mandry: Ronono mivongana [Rajemisa 1985]
English definition to be in lumps or blocks
¶ to be curdled (of milk) [Hallanger 1973]
French definition être en blocs ou gros morceaux
¶ être caillé [Hallanger 1974]
Morphology 
mivongana
nivongana
hivongana
Examples manekitra an-kibo ny aretina, ka tsy mivongana ny hanina hanina, dia levona amy ny aretina. [Callet: Tantara, page 118]

2014/12/02