| Entry | 1 mivoendre |
| Part of speech | 2 active verb |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsileo] mirenireny, mivezivezy: Mivoendre diakoa voanjo ambavan-drenolo i fa tsa mba hitane izae hataone (Mivezivezy toa voanjo ambavan'antitra izy fa tsy hitany izay hataony)
[1.78] |
| Updated on 2026/02/04 |
|