| Entry | 1 mivoaboaka |
| Root | 2 voaboaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 Raha efa nifampiarahaba sy nifanantsafa indray, dia nitsangana ilay mpamangy hoe hivoaboaka kely.
[2.298]
5 Izy mianaka tsy mivoaboaka, ny tovolahy tsy misy mihelingelina. [2.499] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/07/29 |
|