Entry mivinitra (vinitra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Tezitra: Nivinitra mafy tamin' ny zanany izy omaly
¶ (miaramila) Mijoro henjana manao tsy an-kihetsika [Rajemisa 1985]
Morphology 
mivinitra
nivinitra
hivinitra
mivinira

2010/05/14