Entry mivihivihy (vihivihy)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mangovitra, mipararetra noho ny hatsiaka: Omeo akanjo haingana io zaza vao avy nampandroina io fa mivihivihy erỳ ity izy [Rajemisa 1985]
Morphology  
mivihivihy
nivihivihy
hivihivihy

Entry mivihivihy (vihivihy)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] mibanjina [Rakotosaona 1972]

Updated on 2010/05/06