Entry mivalo (valo)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mizara valo: Tokony hivalo ilay tanimbary vala be [Rajemisa 1985]
English translation to divide into eight [Richardson 1885]
French translation ĂȘtre partagĂ© en huit [Abinal 1888]
Morphology 
mivalo
nivalo
hivalo
mivaloa

Entry mivalo (valo)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mifona, mibaboka amin' ny fahadisoana ary milaza fa tsy hanao intsony; mibebaka: Namindrany fo ilay jiolahy nivalo [Rajemisa 1985]
French translation se repentir, demander pardon, s'excuser [Abinal 1888]
Morphology 
mivalo
nivalo
hivalo
mivaloza
Examples Vavan'Andriamampandry izany, Andriamasinavalona, fa mivalo izahay! [Rahajarizafy: Kabary, page 135]

Updated on 2020/07/31