| Entry | 1 mivalampatra |
| Root | 2 valampatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandry mitsilany ka mitsotra tanteraka ny tongotra
5 Manao izay tiana hatao, manarampo: Fohy ny fotoana, hoy ilay mpitarika ny valandresaka, ka tsy afaka hivalampatra isika [1.1] 6 matory na mipetraka ka atsotra tanteraka ny tongotra [1.13] |
| Explanations in English |
7 same as milampatra
[1.2] |
| Explanations in French |
8 s'allonger, s'étendre
[1.13] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|