|
|
|
|

Entry1  mivahovaho
Root  2 vahovaho
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mihararetra: Mivahovaho mafy ity mahantra ity ka asa na reraka na mangatsiaka
5 Miambakambaka, miakanakana, mivakavaka, miambatrambatra: Nivahovaho aoka izany erỳ izy raha nandahateny tamin' ny vahoaka [1.1]
Explanations in French  6 trembler, parler difficilement [1.3]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2025/09/12