Entry mitsirika (tsirika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mizaha mba hijery: Tonga nitsirika an' i Dada teo Rakoto
¶ Mandalo mijery: Mitsirika ny marary isan' andro ny Dokotera
¶ Manarangarana: Mitsirika anay foana ao an-trano Rasoa [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitsirika
nitsirika
hitsirika
mitsiriha
Quotes 

2010/05/14