| Entry | 1 mitsiraka |
| Root | 2 tsiraka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Misy tsirany na kirany: Mitsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto.
5 Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena. 6 Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiraka tsara lahy izany vary izany. [1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 10 mitsiratsiraka |
| Anagrams | 11 maritsika, 12 misitraka, 13 mitsiraka |
| Updated on 2025/09/12 |
|