| Entry | 1 mitsilopilopy |
| Root | 2 tsilopilopy |
| Part of speech | 3 active verb or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy mazava tsara; mipendrampendrana: Mitsilopilopy ny jiro fa efa kely sisa ny solika (Asa na taozavatra) Tsy mandroso, (fiainana) mahantrahantra: Mitsilopilopy ny varony hatramin' izay tsy fisian' ny entam-barotra avy any am-pita izay. / Mitsilopilopy ny fiainany noho ny fahanterany [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|