| Entry | 1 mitsetaka |
| Root | 2 tsetaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tafiditra, tafatsofoka lalina: Nitsetaka tao afovoan' ny mpianatra an-jatony Ibalita ka tsy hita
5 Miady, mifanentana tsara: Mitsetaka tsara amin' ny lohany ny satrony [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|