Entry mitsemboka (tsemboka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misahirana miasa mafy, misasatra: Fito taona naninjitra aho izao no nitsemboka tamin' ity asa ity [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitsemboka
nitsemboka
hitsemboka

2010/05/14