| Entry | 1 mitsarapaka |
| Root | 2 tsarapaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mianjera na mibolisatra tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka, rano...: Nitsarapaka tao anaty lavaka no nahafolaka ny tongotro.
5 Miantoraka mamely ny fahavalo. [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|